IOUM: Vina 2011-2015
« Ny mambra tsirairay: Mpianatra vonona hitsena Azy. »
BAIKON’I JESOSY
“Mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra…”
Dingana
Ahatongavana
ho Mpianatra
T@ 2012 dia:
REHEFA TONGA MPIANATRA NY 2012, dia mizotra amin’ny amin’ny lalan’ny mpianatra indray izao ny 2013
AMIN’NY TENY FRANTSAY:« SUR LE CHEMIN DES DISCIPLES »
Mba hihazonana ny D.A.M kosa dia adikantsika hoe:
NyDIA AHITANA NY MPIANATRA
Ny Dia
Ahitana
ny Mpianatra Inona
aryRahoviana
nyDAM?
Tetik’ asa ity D.A.M ity (Manerana ny DIVISION)
Ny atao:
1/ Manoka- potoana mianatra @ Ilay Mpampianatra
2/ Miasa ho an’ Ilay Mpampianatra
Manaraka ny dian’ Ilay mpampianatra isika amin’ity 2013 ity
Fitaovana 2
2/Tari-dalana: Mpandray Anjara ( isam-batan’olona )
( Vidiana 1000ar)
1/ Toriteny valo iraisana BOKY TSY VIDIANA
26 Jan – 16 Mar 2013
8 Sabata: toriteny iraisana
50 Andro: fandalinana ataon’ny tsirairay
26 Jan – 16 Mar 2013 8 Sabata
Toriteny iraisana ( Na misy distrika, na misy mpitantan’asa mamangy , sns)
Fidio tsara izay mpitori-tenyAoka ho voaomana tsaraFaranana amin’ ny antso
26 Jan – 16 Mar 2017 Herinandro
Tari-dalana:Tarika MadinikaAtsangana ny TAMA / Fiangonana
Mihaona in-1 / Herinandro ( ora 1)
Miara-mianatra, Mifampivavaka
Manendry filoha / TAMA
Mandray fanapahan-kvt / mihaonaNy filoha no mampianatra
26 Jan – 16 Mar 2017 Herinandro
Tari-dalana:Tarika Madinika
Tsy misy tari-dalana manokana h an’ny TAMA fa izay nianaran’ny tsirairay tany an-trano no iarahana mifanakalo hevitra
26 Jan – 16 Mar 201Tarika Madinika
12 no isan’ny mpikambana ao amin’ny TAMA;Atsangano dieny izao hiomana koa amin’ilay tetik’asa lehibe « ANTANANARIVO HO AN’I KRISTY »
26 Jan – 16 Mar 2013
Ho an’ ny isam- batan’ olona
Mambra iray manokana30-45mn/Andro
Mianatra, mivavakaMandray fanapahan- kevitra isan’ andro
21 Jan – 10 Mar 2012 50 Andro
Tari-dalana: Mpandray Anjara
Ho an’ ny isam- batan’ olona ( Fara-faharatsiny 1/ankohonana )Alefaso ny Kaomandy miaraka
amin’ ny vola 1000ar/Boky hatramin’ny 25 JANOARY
21 Jan – 10 Mar 2012 50 Andro
Tari-dalana: Mpandray Anjara
MANDEHA AO AMIN’NY RADIO OASIS: 6 ora hariva / Miverina ny ampitso @12 ora
26 Jan – 16 Mar 2013D.A.M
8 Sabata 7 Herinandro 50 Andro
MifampiankinaMifampitohy
Hira fanevan’ ny D.A.M
TSY MIOVA FA NY TAMIN’ NY 2012 IHANY
MPIANATRA
1. Ny fandraisana an’i Jesosy ho Mpamonjy ny tena
2. Safidy atao mba hampidirana an’i Kristy eo amin’ny fianana andavanandro. 3. Ny firaisana tsy tapaka amin’i Kristy 4. Ny fiainam-bavaka
5. Fandalinana mitohy
6. Fitomboana
IOUM: Vina 2011-2015
« Ny mambra tsirairay: Mpianatra vonona hitsena Azy. »
fin