IOUM: Vina 2011-2015

Preview:

DESCRIPTION

IOUM: Vina 2011-2015. «  Ny mambra tsirairay : Mpianatra vonona hitsena Azy . ». BAIKON’I JESOSY. “ Mandehana ianareo , dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra …”. T@ 2012 dia:. D ingana A hatongavana ho M pianatra. - PowerPoint PPT Presentation

Citation preview

IOUM: Vina 2011-2015

« Ny mambra tsirairay: Mpianatra vonona hitsena Azy. »

BAIKON’I JESOSY

“Mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra…”

Dingana

Ahatongavana

ho Mpianatra

T@ 2012 dia:

REHEFA TONGA MPIANATRA NY 2012, dia mizotra amin’ny amin’ny lalan’ny mpianatra indray izao ny 2013

AMIN’NY TENY FRANTSAY:« SUR LE CHEMIN DES DISCIPLES »

Mba hihazonana ny D.A.M kosa dia adikantsika hoe:

NyDIA AHITANA NY MPIANATRA

Ny Dia

Ahitana

ny Mpianatra Inona

aryRahoviana

nyDAM?

Tetik’ asa ity D.A.M ity (Manerana ny DIVISION)

Ny atao:

1/ Manoka- potoana mianatra @ Ilay Mpampianatra

2/ Miasa ho an’ Ilay Mpampianatra

Manaraka ny dian’ Ilay mpampianatra isika amin’ity 2013 ity

Fitaovana 2

2/Tari-dalana: Mpandray Anjara ( isam-batan’olona )

( Vidiana 1000ar)

1/ Toriteny valo iraisana BOKY TSY VIDIANA

26 Jan – 16 Mar 2013

8 Sabata: toriteny iraisana

50 Andro: fandalinana ataon’ny tsirairay

26 Jan – 16 Mar 2013 8 Sabata

Toriteny iraisana ( Na misy distrika, na misy mpitantan’asa mamangy , sns)

Fidio tsara izay mpitori-tenyAoka ho voaomana tsaraFaranana amin’ ny antso

26 Jan – 16 Mar 2017 Herinandro

Tari-dalana:Tarika MadinikaAtsangana ny TAMA / Fiangonana

Mihaona in-1 / Herinandro ( ora 1)

Miara-mianatra, Mifampivavaka

Manendry filoha / TAMA

Mandray fanapahan-kvt / mihaonaNy filoha no mampianatra

26 Jan – 16 Mar 2017 Herinandro

Tari-dalana:Tarika Madinika

Tsy misy tari-dalana manokana h an’ny TAMA fa izay nianaran’ny tsirairay tany an-trano no iarahana mifanakalo hevitra

26 Jan – 16 Mar 201Tarika Madinika

12 no isan’ny mpikambana ao amin’ny TAMA;Atsangano dieny izao hiomana koa amin’ilay tetik’asa lehibe « ANTANANARIVO HO AN’I KRISTY »

26 Jan – 16 Mar 2013

Ho an’ ny isam- batan’ olona

Mambra iray manokana30-45mn/Andro

Mianatra, mivavakaMandray fanapahan- kevitra isan’ andro

21 Jan – 10 Mar 2012 50 Andro

Tari-dalana: Mpandray Anjara

Ho an’ ny isam- batan’ olona ( Fara-faharatsiny 1/ankohonana )Alefaso ny Kaomandy miaraka

amin’ ny vola 1000ar/Boky hatramin’ny 25 JANOARY

21 Jan – 10 Mar 2012 50 Andro

Tari-dalana: Mpandray Anjara

MANDEHA AO AMIN’NY RADIO OASIS: 6 ora hariva / Miverina ny ampitso @12 ora

26 Jan – 16 Mar 2013D.A.M

8 Sabata 7 Herinandro 50 Andro

MifampiankinaMifampitohy

Hira fanevan’ ny D.A.M

TSY MIOVA FA NY TAMIN’ NY 2012 IHANY

MPIANATRA 

1. Ny fandraisana an’i Jesosy ho Mpamonjy ny tena

2. Safidy atao mba hampidirana an’i Kristy eo amin’ny fianana andavanandro. 3. Ny firaisana tsy tapaka amin’i Kristy  4. Ny fiainam-bavaka

5. Fandalinana mitohy

6. Fitomboana

IOUM: Vina 2011-2015

« Ny mambra tsirairay: Mpianatra vonona hitsena Azy. »

fin