1
4 Lah 1029 Talata 17 marsa 2020 Samihafa www.gvalosoa.com Ny fanavaozana ny fivarotam-bokin’ny FMMB. Ireo entana maro karazana ao amin’ny Tranombarotra Baolai. Tranombarotra baolai Tonga ireo smart Tv sy Tele LED Jeyoo Amin' ny vaninandro toy izao, dia maro ny maga- zay lehibe eto amintsika no manavao ny tolotra omeny. Anisan'izany ny Tranombarotra « Baolai ». « Maro ny entana vaovao loha-laharana amin'ny ka- litao ato aminay, izay ho hita etsy Analakely sy Soarano. Anisan'izany ny Smart Tv sy télé Led « Jeyoo » (misy antoka 1 taona), izay misy 32", 50", sy 55". Ao koa ny réfrigé- rateur, machine à laver, synthétiseur, four micro- onde, panneaux solaires mono et polychristalline, subwoofer, amplificateur, camera de surveillance à distance, table de mixa- ge, lecteur divx/dvd, … Ary noho ny fangata- han'ny be sy ny maro dia mitohy ny fihenam-bidy goavam-be amin'ireo fahi- talavitra fisaka samihafa ato aminay izay misy ma- nomboka 19" hatramin'ny 75" (misy antoka 1 taona) hatramin'ny farany ny vo- lana Martsa 2020 ho avy izao, mandrapaha-tapitr’ ireo entana tahiry na stock », hoy ny tompon' andraikitra. Dia ho maro loko tokoa ny daholo be amin' ity volana martsa iray manontolo ity mia- raka amin'ny entana vao- vao tsara kalitao amin'ny vidiny mirary hita ao amin'ny Tranombarotra « Baolai ». Aly ny vaLosoa sy mahaliana ny tanànan’ambohimitsinjo, distrikan’i sambava, faritra sava Sakafo Ny Valosoa Henomby sy laisoa indray no laoka amin’ny Sakafo eto amin’ny gazetinao androany. Azo atao rony izany, azo atao ketsaketsa koa. Dia mazotoa homana tom- poko. ny vaLosoa sy mahasoa mbola fomba fanadiovana natoraly ny tarehy Ny tanànan’Ambohimitsinjo, distrikan’i Sambava, fari- tra Sava indray no Mahaliana eto amin’ny gazetinao androany. Renivohitry ny kaominina ambanivohitra Ambohimitsinjo ity tanàna ity. 173 m ny haavony mio- hatra amin’ny ranomasina. Tantsaha mpamboly sy mpiompy ny mponina any, mamokatra vary, fa ny tena vokatra any an-toerana dia ny vokatra lavanila. Mbola fomba fanadiovana natoraly ny tarehy no Ma- hasoa eto amin’ny gazetinao androany. Zavatra ilaina: atody 1 ( tapotsiny fotsiny), tantely 1 sotrokely, tain- kafe 1 sotro fihinana. Fikarakarana azy: • Sarahana ny tapotsiny sy ny tamenak’atody, ka ny ta- potsiny no ampiasaina, atambatra amin’ny tain-kafe + tantely ireo ary afangaro tsara. • Ahosotra amin’ny tarehy ary aza adino ny tenda. Atao matevintevina rehefa manosotra azy. • Avela hiasa mandritra ny 20 min eo amin’ny tarehy, izay vao kobanina amin’ny rano matimaty, atao in-2 na in-3 isan-kerinandro. • Hosory ny crème du jour fampiasanao amin'izay. Mety ho an'ny hodi-tava rehetra izao fomba fanadio- vana tarehy izao. FivaroTam-boky v aTsy ny Fmmb notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny fanavaozana ny tranomboky N otokanana omaly ny fanaovaozana ny trano fivarotam- boky “Librairie Vatsy”, izay notanterahina tetsy amin’ny Fmmb (Fikamba- nana Mpiara Mamaky Baiboly) etsy Antaninare- nina. Lanonana notarihin’ ny komity foibe Fmmb, notronin’ireo mpikambana Fmmb eto Madagasikara, niaraka tamin’ireo mpian- draikitra ny fivarotam- boky rehetra. Tranom-bo- ky ahitana Diksionera Bi- blika; ”Bible d’étude” sy ny “Commentaire Bibli- que”; misy ihany koa ireo Boky kely fiombonam-ba- vaka natokana ho an’ny ankohonana; ireo “Ou- vrage” isan-karazany ho an’ny Mana isan’andro; ireo Boky ho an’ny fioma- nana ho an’ny fanamba- diana; ireo boky momba ny fitaizana ny ankizy eo anivon’ny tokantrano; ireo boky fandinihana ny Bai- boly sy ny sisa... Nilaza Andriamatoa Rakotole- hibe Mamy Tale nasiona- lin’ny Fmmb eto Madaga- sikara, fa ny fananganana fivarotam-boky manara- penitra sy ny fanaparita- hana ny Literatiora Kris- tianina manerana an’i Ma- dagasikara no tanjona. Nanohy nanazava ity filo- hanasionalin’ny Fmmb ity fa mba hahafahana ma- natanteraka izany dia miara-miasa amin’ireo mpiara-miomombon’an- toka any ivelany toy ny “Livre Afrique” ny tranom- boky Vatsy ary mivarotra izany amin’ny sarany mi- rary afaka mifaninana amin’ireo tranom-boky re- hetra eto Madagasikara. Nanohy nanazava izy fa noho ny fitarihana ny olona amin’ny fidirana amin’ny tenin’Andriamani- tra, miara-miasa amin’ireo karazana fiangonana Kristianina maro be ny “Librairie Vatsy” amin’ny fanaparitahana ny Litera- tiora Kristianina. Marihina fa nitsangana tamin’ny Jolay 1971 ny fivarotam- boky Fmmb ary tamin’ny taona 1996 no nomena ny anarana hoe Vatsy ity tranom-boky ity ary ma- nana solontena Fmmb miisa 61 sy fampielezam- peo miisa 30 manerana ny nosy amin’ny fanapari- tahana ny fandaharana ny “Mana isan’andro”. Franck Razakambelo Mazotoa mihira Ny zavatra natomboka rehetra Dia hifarana hatreo amin’ny fetra Efa fantatra f’izay niandoha Dia mbola hisy farany koa Ny mateza dia tsy misy firy Fa na misy aza, angamba dia kiry Ny endrika sy ny bika soa Dia samy ho simba avokoa Na tanjaka na hery Dia mihena ary koa mihavery Satria raha tonga amin’ny fetra Dia hifarana toy ny rehetra Na ireo hira na ny feo manga Tsy isalasalana fa angamba Rehefa lany ny tsirony mamy Dia hoadino indray andro any Embonembona sisa hampitsetra Hisolo hafa toy ny rehetra Na rano mandeha eny an’ony Ireo voninkazo mamony Ny vorona mikalokalo Tsy hitoetra fa samy handalo Handao toy ny zava-drehetra Rehefa tonga ny andro voafetra Ilay fitiavana mamy aok’izany Noheverina fa tsy ho lany Tamin’ny andron’ny volantantely Dia hifarana tsikelikely Satria ny amban’ izay niandohany Ka tsy maintsy hifarana ihany NALY RAKOTOFIRINGA Ny hira dia natao ho fakana hafatra ahasoa ny mpiara-belona, manoloana ny tsy rariny mihatra eto amin’ny firenena dia tsy kivy rehefa maheno ny hira mampahery ,satria hay tokoa moa fa na ny soa atao na ny ratsy atao dia tsy maintsy hisy fiafarany, koa ity indray ny hira ho kalokaloinao amin’ny anio. MISY FARANY D o k a m-b a r o t r a Tel. 034 79 076 00

Samihafa Lah 1029 Talata 17 marsa 2020 4 F … · 2020. 3. 17. · Samihafa Lah 1029 Talata 17 marsa 2020 4 Nˇ fanavaoˆana nˇ fivarotam-bokin˙nˇ FMMB. Ireo entana maro karaˆana

  • Upload
    others

  • View
    7

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

  • 4Lah 1029 Talata 17 marsa 2020Samihafawww.gvalosoa.com

    Ny fanavaozana ny fivarotam-bokin’ny FMMB.

    Ireo entana maro karazana ao amin’ny Tranombarotra Baolai.

    Tranombarotra baolai

    Tonga ireo smart Tv sy Tele LEDJeyoo

    Amin' ny vaninandro toyizao, dia maro ny maga-zay lehibe eto amintsikano manavao ny tolotraomeny. Anisan'izany nyTranombarotra « Baolai ».« Maro ny entana vaovaoloha-laharana amin'ny ka-litao ato aminay, izay hohita etsy Analakely sySoarano. Anisan'izany nySmart Tv sy télé Led « Jeyoo » (misy antoka 1taona), izay misy 32", 50",sy 55". Ao koa ny réfrigé-rateur, machine à laver,synthétiseur, four micro-onde, panneaux solairesmono et polychristalline,subwoofer, amplificateur,camera de surveillance àdistance, table de mixa-ge, lecteur divx/dvd, …

    Ary noho ny fangata-han'ny be sy ny maro diamitohy ny fihenam-bidygoavam-be amin'ireo fahi-talavitra fisaka samihafaato aminay izay misy ma-nomboka 19" hatramin'ny75" (misy antoka 1 taona)hatramin'ny farany ny vo-lana Martsa 2020 ho avyizao, mandrapaha-tapitr’ireo entana tahiry nastock », hoy ny tompon'andraikitra. Dia ho maroloko tokoa ny daholo beamin' ity volana martsairay manontolo ity mia-raka amin'ny entana vao-vao tsara kalitao amin'nyvidiny mirary hita aoamin'ny Tranombarotra « Baolai ».

    Aly

    ny vaLosoa sy mahaliana

    ny tanànan’ambohimitsinjo, distrikan’i sambava, faritra sava

    Saka fo Ny Va loso a

    Henomby sy laisoa indray no laoka amin’ny Sakafo

    eto amin’ny gazetinao androany. Azo atao rony izany,

    azo atao ketsaketsa koa. Dia mazotoa homana tom-

    poko.

    ny vaLosoa sy mahasoa

    mbola fomba fanadiovana natoraly ny tarehy

    Ny tanànan’Ambohimitsinjo, distrikan’i Sambava, fari-

    tra Sava indray no Mahaliana eto amin’ny gazetinao

    androany. Renivohitry ny kaominina ambanivohitra

    Ambohimitsinjo ity tanàna ity. 173 m ny haavony mio-

    hatra amin’ny ranomasina. Tantsaha mpamboly sy

    mpiompy ny mponina any, mamokatra vary, fa ny tena

    vokatra any an-toerana dia ny vokatra lavanila.

    Mbola fomba fanadiovana natoraly ny tarehy no Ma-

    hasoa eto amin’ny gazetinao androany. Zavatra ilaina:

    atody 1 ( tapotsiny fotsiny), tantely 1 sotrokely, tain-

    kafe 1 sotro fihinana. Fikarakarana azy:

    • Sarahana ny tapotsiny sy ny tamenak’atody, ka ny ta-

    potsiny no ampiasaina, atambatra amin’ny tain-kafe +

    tantely ireo ary afangaro tsara.

    • Ahosotra amin’ny tarehy ary aza adino ny tenda. Atao

    matevintevina rehefa manosotra azy.

    • Avela hiasa mandritra ny 20 min eo amin’ny tarehy,

    izay vao kobanina amin’ny rano matimaty, atao in-2 na

    in-3 isan-kerinandro.

    • Hosory ny crème du jour fampiasanao amin'izay.

    Mety ho an'ny hodi-tava rehetra izao fomba fanadio-

    vana tarehy izao.

    FivaroTam-boky vaTsy ny Fmmb

    notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny fanavaozana

    ny tranomboky

    Notokanana omalyny fanaovaozanany trano fivarotam-

    boky “Librairie Vatsy”,izay notanterahina tetsyamin’ny Fmmb (Fikamba-nana Mpiara MamakyBaiboly) etsy Antaninare-nina. Lanonana notarihin’ny komity foibe Fmmb,notronin’ireo mpikambanaFmmb eto Madagasikara,niaraka tamin’ireo mpian-draikitra ny fivarotam-boky rehetra. Tranom-bo-ky ahitana Diksionera Bi-blika; ”Bible d’étude” syny “Commentaire Bibli-que”; misy ihany koa ireoBoky kely fiombonam-ba-vaka natokana ho an’nyankohonana; ireo “Ou-vrage” isan-karazany hoan’ny Mana isan’andro;ireo Boky ho an’ny fioma-nana ho an’ny fanamba-diana; ireo boky mombany fitaizana ny ankizy eoanivon’ny tokantrano; ireoboky fandinihana ny Bai-boly sy ny sisa... NilazaAndriamatoa Rakotole-hibe Mamy Tale nasiona-lin’ny Fmmb eto Madaga-

    sikara, fa ny fanangananafivarotam-boky manara-penitra sy ny fanaparita-hana ny Literatiora Kris-tianina manerana an’i Ma-dagasikara no tanjona.Nanohy nanazava ity filo-hanasionalin’ny Fmmb ityfa mba hahafahana ma-natanteraka izany diamiara-miasa amin’ireompiara-miomombon’an-toka any ivelany toy ny“Livre Afrique” ny tranom-

    boky Vatsy ary mivarotraizany amin’ny sarany mi-rary afaka mifaninanaamin’ireo tranom-boky re-hetra eto Madagasikara.Nanohy nanazava izy fanoho ny fitarihana nyolona amin’ny fidiranaamin’ny tenin’Andriamani-tra, miara-miasa amin’ireokarazana fiangonanaKristianina maro be ny“Librairie Vatsy” amin’nyfanaparitahana ny Litera-

    tiora Kristianina. Marihinafa nitsangana tamin’nyJolay 1971 ny fivarotam-boky Fmmb ary tamin’nytaona 1996 no nomenany anarana hoe Vatsy itytranom-boky ity ary ma-nana solontena Fmmbmiisa 61 sy fampielezam-peo miisa 30 maneranany nosy amin’ny fanapari-tahana ny fandaharanany “Mana isan’andro”.

    Franck Razakambelo

    Mazotoa mihira

    Ny zavatra natomboka rehetraDia hifarana hatreo amin’ny fetra Efa fantatra f’izay niandoha Dia mbola hisy farany koa

    Ny mateza dia tsy misy firyFa na misy aza, angamba dia kiryNy endrika sy ny bika soaDia samy ho simba avokoa

    Na tanjaka na hery Dia mihena ary koa mihavery Satria raha tonga amin’ny fetra Dia hifarana toy ny rehetra

    Na ireo hira na ny feo mangaTsy isalasalana fa angamba Rehefa lany ny tsirony mamyDia hoadino indray andro anyEmbonembona sisa hampitsetraHisolo hafa toy ny rehetra

    Na rano mandeha eny an’onyIreo voninkazo mamonyNy vorona mikalokaloTsy hitoetra fa samy handaloHandao toy ny zava-drehetraRehefa tonga ny andro voafetra

    Ilay fitiavana mamy aok’izanyNoheverina fa tsy ho lanyTamin’ny andron’ny volantantelyDia hifarana tsikelikelySatria ny amban’ izay niandohany Ka tsy maintsy hifarana ihany

    NALY RAKOTOFIRINGA

    Ny hira dia natao ho fakana hafatra ahasoa nympiara-belona, manoloana ny tsy rariny mihatra etoamin’ny firenena dia tsy kivy rehefa maheno ny hiramampahery ,satria hay tokoa moa fa na ny soa ataona ny ratsy atao dia tsy maintsy hisy fiafarany, koaity indray ny hira ho kalokaloinao amin’ny anio.

    MISY FARANY

    Dokam-barotra

    Tel. 034 79 076 00