Upload
jenna-rhodes
View
233
Download
6
Embed Size (px)
Citation preview
Ny LAHY sy ny VAVY
•TANJONA : - Fandinihina ny tena
- Fifankafahantarana - Fahafahana mifanakalo
- Handraisana fanapahan-kevitra
ANDRIAMANITRA MPAMORONA
• Izao tontolo izao:– Nisy lamina maty paika– Tsara izany !
• Ny lahy sy ny vavy– Fanekena izany fifaliana, …– Lahy: 90% Vavy : 60% (???)
• Ny Fanambadiana– Tsy tsara raha irery ralehilahy !– Nanaovana vady sahaza
Fanambadiana manaraka ny « Mode d’emploi » nataon’Andriamanitra
Gen. 2: 24 Mandao Mikambana @ vadiny Ho nofo iray
Matetika : … …
Ahoana izany hoe mandao ?Mikambana ?Ho nofo iray ( no comment !)
Souhaits : - Tsy Mariage par accident - Tsy fanaovana cadeau de rupture
- Tsy ho ♀ lasa trophée fotsiny
HANOME VONINAHITRA AN’ANDRIAMANITRA !
Ahoana ny fahitana :
♂♀•♀/♂• Mpamitaka• Be resaka• Tsy azo itokisana• Mpandrobo
• …
•♂ / ♀• Fakam-panahy• Mamitaka• Be sentiment • ….
SAROTRA KOKOA NY MAHITA LAFINY TSARA
Karaoty Roa Mifangia !
Ny Lehilahy @ ankapobeny !
• Be maso
• Be vava
• Fo miefitrefitra
mora taitra
be teny fa mora manadino ( toky,..)
Misaina @ ankapobeny
Manome lanja ny ara-nofo
mampiasa tiroirs maro
Allumette
Izany ka Lehilahy!
Ary izany koa an!
Ny VehiVavy @ ankapobeny !
• Be sofina
• Tokam-po
mora mandray teny mamy
misaina sy mijery @ sentiment
Mahita ny détails mora mitahiry tsy dia mora
mivadika Sarotra arehitra
saingy maharitra•Afo kitay
Armoire!
Vehivavy manao golf re io e!
ATELIER Misaraka ny lahy sy ny vavy ! Mandray fepetra araka izay hita t@ ny
ankilany avy:• Inona no tokony hatao?• Inona no tokony hotandremana?
Mijery Tenin’Andriamanitra Mandray FANAMBY Faranana @ VAVAKA
En Christ dans le monde avec une vie transformée!
Zavatra hafa mihitsy!
Ressemblance …!