Upload
hayzara-madagascar
View
218
Download
0
Embed Size (px)
Citation preview
Pejy 1 Ny tetik’asa USAID/Santénet2 dia tanterahin’ny RTI International
Bulletin Ezaka MendrikaHafatry ny Talen’ny tetik’asa
Hafaliana ho anay ny mizara aminareo ity
laharana faha-3 amin’ny gazety Ezaka
Mendrika ity. Anisan’ny laharam -
pahamehana ho an’I USAID/Santénet2
ny fisian’ny fanafody eny anivon’ny KM
salama. Efa maherin’ny 6000 ireo
mpanentana ara-pahasalamana miasa sy
mikirakira fanafody sy kojakoja tsy
tapaka.
Misy ny karazana famatsiana napetraka
eny amin’ny fiaraha-monina. Misy ny
miaraka amin’ny fanjakàna, misy ihany
koa ny iarahana amin’ny PSI. Mba
hampandeha ity farany dia misy ny
fanofanana sy ny famoronana fitaovana
ary ny fanatsaràna ny fitantanana
omen’ny tetik’asa.
I r ay t aona mahery t aor i an ’ny
nametrahana io fomba vaovao io dia efa
miisa 2560 sahady ireo mpanentana naka
fanafody teny amin’ny tobim-pamatsiana
eny anivon’ny kaominina. Na izany aza
dia mbola maro ireo olana tsy maintsy
vahana amin’ny lafiny rehetra.
Isaorana ianareo rehetra miasa mafy
mba hahatomombana ny famatsiana
fanafody eny anivon’ny vahoaka, hialàna
amin’ny tsy fisian’ny fanafody ary
hanatsaràna hatrany ny fizotran’ny
famatsiana.
Mazotoa ary mamaky!
Ny talen’ny tetik’asa,
Volkan Cakir
Laharana faha-3, Septambra 2010
Ny mpanentana ara-pahasalamana nahazo fiofanana manokana no
mitsinjara ny fanafody sy ny kojakoja eny anivon’ny fiaraha-monina. Efa voafari-
tra mazava ny zotra famatsiana an’ireo fanafody sy kojakoja ireo. Ao ny hita eny
amin’ny tobim- pahasalamana. Ao ny hita eny anivon’ny tobim-pamatsiana eny
anivon’ny kaominina (PAC).
Voafintina amin’ny tabilao manaraka etsy ambany ireo karazana zotran’ny
famatsiana fanafody ireo.
NY FAMATSIANA FANAFODY SY KOJAKOJA ENY AMIN’NY KM salama
Foibe mpamatsy Salama PSI
Distrika PhaGDis Tobi- pamatsiana anivon’ny distrika
Kaominina PhaGeCom/CSB Tobi- pamatsiana anivon’ny kaominina
Fokontany Mpanentana ara-pahasalamana Mpanentana ara-pahasalamana
S o k a j i n ’ i r e o
mpanentana
Fanafody Tsotra Fanafody avy amin’ny PSI
Mpanentana Reny 1 Fimailo,Vakana, Ovrette,Lofemenal, Spermicide,Pilifera na FAF
Vakana, Sûr’Eau, Pilplan,Protector Plus
Mpanentana Reny 2 Ireo fanafody ampiasain’nysokajy Reny 1 +Pilifera syDépo-provera
Ireo fanafody sokajy 1+Confiance,Boaty fanariana zava-maranitra
Mpanentana Zaza 1 Pilifera na FAF Sûr’Eau
Mpanentana Zaza 2 Ireo fanafody ampiasain’ny
sokajy Zaza 1+ Cotrim,Paracétamol, SRO/Zinc,
ViaSUR, ACTipal, Fitaovam-
pitiliana tazo-moka ,Fonon-tanana, boaty fanariana zava-maranitra
Rehefa avy nandalo fiofanana nandritra ny 5
andro ireo mpanentana ara-pahasalamana
dia mahazo fitaovana entiny mitantana ireo
fanafody sy kojakoja maro ilaina amin’ny
fahasalaman’ny reny sy ny zaza.
Ny tabilao etsy ambany dia maneho ireo
fanafody misy any amin’ireo mpanentana
ara-pahasalamana isa-tsokajiny arakaraky
ny mpamatsy.
© U S A I D / S a n t é n e t 2
Pejy 2 Ny tetik’asa USAID/Santénet2 dia tanterahin’ny RTI International
Inona ny vaovao?
-Nikarakara atrik’asa ho
fandrindràna ny zotram-
pamatsiana fanafody eny
anivon’ny fiaraha-monina ny
USAID/Santénet2 sy ny PSI
Madagasikara. Ny atrik’asa dia
notanterahina ny 10 aogositra
hatramin’ny 20 septambra
t e o . I s a n ’ n y t a n j o n a
t a m i n ’ i z a n y n y t s y
hahatapahan’ny fanafody ho
famonjena ny vahoaka eny
i fo tony . Fa i ndr indra
hanampiana ny traik’efan’ireo
rehetra mik irak ira ny
famatsiana sy hamahàna ny
olana rehetra. Eny anivon’ireo
distrika 72 misy KM salama
no nanatontosàna ny atrik’asa.
Ireo mpiandraikitra ny tobim-
p a m a t s i a n a s y i r e o
teknisianina avy amin’ireo
ONG rehetra no voaantso
nanatrika izany.
Anisan’ny ezaka lehibe indrindra atao eny amin’ny KM salama ny hampisy
vatsy tsy tapaka ireo fanafody sy kojakoja. Aseho amin’ireto ohatra ireto ny
andraisan’ny vahoaka an-tanana izany famatsiana izany:
ANDAPA: Miara-miasa amin’ireo mpanentana
ny fikambanan’ireo mpampiofana (AFACA)
Ireo mpampiofana mikambana ao amin’ny fikambanana AFACA
no manampy amin’ny fahazoana fanafody sy kojakoja ho an’ireo
mpanentana miasa hialàna amin’ny tsy fisiana eo anivon’ny fiaraha
-monina.
ANJEVA GARA: Nandray an-tànana ny fametrahana tobi-
pamatsiana fanafody ny filan-kevitry ny kaominina.
Ny filan-kevitra kaominaly mihintsy no nanapaka fa hamatsy vola
ny fametrahana tobim- pamatsiana fanafody ao amin’ny kaominina
Anjeva Gara, iasan’ny tetik’asa USAID/Santénet2. Niara-nanome
tanana ireo tompon’andraikitra hitandroana ny tsy fisian’ny
fanafody ho entin’ny mpanentana miasa.
Laharana faha-3, Septambra2010
© USAID/Santénet2: Mpanentana iray mandray
an-t anana ny FFP
© USAID/Santénet2 :Trano iray fitehirizana fanafodyvitan’ny fokonolona tao Mizilo-Manakara
© USAID/Santénet2 Manantona ireoreny eny ifotony ireo mpanentana
Ireo karazan’olona na fikambanana
miandraikitra ny tobim-pamatsiana :
Iza avy izy ireo?
-Tobim-pamatsiana (Distrika):
Fikambanana tsy miankina (misahana ny
tontolo iainana, miralenta, fampandrosoana
eny ambanivohitra)-Tobim-pamatsiana (Kaominina):
Mpitsabo tsy miankina, mpampivelona,
mpikambana ao amin’ny CDS, mpivarotra,fikambanana tsy miankina
Fomba ahoana ny nisafidianana azy ireo?Ireo olona miandraikitra ny tobim-
pamatsiana dia olona voafidin’ny fiaraha-
monina noho izy ireo manana traik’efa
amin’ny fitantanana fanafody.
Inona ny andraikiny?
Ny asan’izy ireo dia manao izay hisian’ireofanafody ilaina amin’ny fanatsaràna ny
fahasalaman’ny reny sy ny zaza.
Toy izao ny vokatra azon’ireo mpanentana
amin’ny fikirakiràna fanafody tamin’ireo
tatitra miisa 2560 azo nandritra ny volana,
aprily-may-jiona 2010.
Ny mpanentana Reny iray dia namarotra:tsindrona Depo-provera 5, Spermicide1,
vakan’ny fadim-bolana 1, Pilina 6 (pilplan sy
ovrette) ary pilifera na FAF 4 isam-bolana.
Ny mpanentana Zaza kosa dia nivarotra:Cotrim 60, SRO/Zinc 60, ACT 33, Paracétamol
33 itsaboana ireo aretina mpahazo ny zaza.
Sehatra Toeram-
pamatsiana
fanafody tsotra
T o e r a m -
p a m a t s i a n a
fanafody avy
amin’ny PSI
Ireo distrika
72 100% 100%
Ireo KM
salama 800 100% 30%
Toy izao ny fisian’ny tobim-pamatsiana eny
anivon’ireo distrika 72 mandrakotra ireo
kaominina KM salama miisa 800 :