1
Reo ankomba reo ho lany taranaka tsy ho ela Tena tokony harovantsika nèty zaka reo. Tsy mety ny mitarimy ankomba antrano Mahavoasazy ny maka na mividy na mamarotra ireo ankomba reo è, ary mety miafara any am-ponja any ny sazy. Azafady ma, aza mba manaiky ny fivarotana ankomba tàmana an-trano reny ma atsika è Aza mba mividy na mitazona reny mba ho atao tàmana an-trano ma. Aza mba manaiky handoa vola zany na de hitazona na haka sary miarak’amin’ny ankomba reo. Mahafaka manampy enao Teneno namanao reo! Ireo ankomba reo fananan’ny Madagasikara ary tokony arovan-tsika. Te ahafantatra zaka maro ma enareo? Fantaro bebe kokoa reo ketrika ho entina miaro ny ankomba sy atao ahôna ny manoro ny fisiany biby tsy ara-dalana amin’ny alalan’ny application smartphone "Enquete: Pet Lemur" izay mety amin’ny Android.* Ankomba tàmana an-trano reny ma Harena ny Madagasikara ANKOMBA www.petlemur.com | www.lemurlove.org Ny ampahany dia vatsin’ny National Geographic Conservation Trust ary miarak’amin’ny oniversitean’ny Toliara. * Le "Pet Lemur Survey" est un site de recherche universitaire qui collecte de données sur les lémuriens animaux de compagnie uniquement à titre informatif. Aucune mesure ne sera prise ni pour confisquer le lémurien ni contre le propriétaire du lémurien si vous signalez un lémurien animal de compagnie illégal dans vos responses à l’enquête. Raha mahita ankomba tàmana an-trano reny ma anao? Fanadiadiana: www.petlemur.com [email protected]

ANKOMBA Harena ny Madagasikara - Citizen Science: Pet ......Sakalava Lemur Poster.pdf 1 5/22/2016 6:39:41 PM Title Sakalava Lemur Poster Created Date 6/10/2016 11:51:11 AM

  • Upload
    others

  • View
    2

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: ANKOMBA Harena ny Madagasikara - Citizen Science: Pet ......Sakalava Lemur Poster.pdf 1 5/22/2016 6:39:41 PM Title Sakalava Lemur Poster Created Date 6/10/2016 11:51:11 AM

Reo ankomba reo ho lany taranaka tsy ho elaTena tokony harovantsika nèty zaka reo.

Tsy mety ny mitarimy ankomba antranoMahavoasazy ny maka na mividy na mamarotra ireo ankomba reo è, ary metymiafara any am-ponja any ny sazy.

Azafady ma, aza mba manaiky ny fivarotana ankomba tàmana an-trano reny ma atsika èAza mba mividy na mitazona reny mba ho atao tàmana an-trano ma.Aza mba manaiky handoa vola zany na de hitazona na haka sary miarak’amin’ny ankomba reo.

Mahafaka manampy enaoTeneno namanao reo! Ireo ankomba reo fananan’ny Madagasikara ary tokony arovan-tsika.

Te ahafantatra zaka maro ma enareo?Fantaro bebe kokoa reo ketrika ho entina miaro ny ankomba sy atao ahôna nymanoro ny fisiany biby tsy ara-dalana amin’ny alalan’ny application smartphone"Enquete: Pet Lemur" izay mety amin’ny Android.*

Ankomba tàmana an-trano reny ma

Harena ny MadagasikaraANKOMBA

www.petlemur.com | www.lemurlove.org

Ny ampahany dia vatsin’ny National Geographic Conservation Trust ary miarak’amin’ny oniversitean’ny Toliara.

* Le "Pet Lemur Survey" est un site de recherche universitaire qui collecte de données sur les lémuriens animaux de compagnie uniquement à titre informatif. Aucune mesure ne seraprise ni pour confisquer le lémurien ni contre le propriétaire du lémurien si vous signalez un lémurien animal de compagnie illégal dans vos responses à l’enquête.

Raha mahita ankomba tàmana an-trano reny ma anao? Fanadiadiana: www.petlemur.com

[email protected]

C

M

Y

CM

MY

CY

CMY

K

Sakalava Lemur Poster.pdf 1 5/22/2016 6:39:41 PM