Ny Lalana Mankany Amin’ Andria- manitra hataon' ny olona hoe Imanoela', izany hoe, raha...

Preview:

Citation preview

Ny Lalana MankanyAmin’

Andria-manitra

© 2002, Rose Stair Goodman. Sary amin’ ny Fonony, Edwin B. Wallace. Meryl Esenwein ny sary eto ambony sy

amin’ ny pejy 10, 12, 14, 16, 27, 29, 39, 41, 42, 44, 46, 47, ary 48. Ny Soratra Masina ampiasaina dia nalaina avy

amin’ ny NY SORATRA MASINA DIA NY TESTAMENTA TALOHA SY NY TESTAMENTA VAOVAO — LA

SAINTE BIBLE MALGACHE.

NY SALAMON’ NY MPIANDRY ONDRY(Salamo 23)

1Jehovah no Mpiandry ahy; tsy hanan-java-mahory aho,2Mampandry ahy amin’ ny ahi-maitso lzy; Mitondra ahy eo amo -

ron’ ny rano fialan-tsasatra lzy. 3Mamelombelona ny fanahiko lzy;

Mitarika ahy amin’ ny làlan’ ny fahamarinana noho ny anarany lzy.4Eny, na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fa -

hafatesana aza aho, dia tsy hatahotra ny loza aho; fa Hia nao

no amiko; ny tsorakazonao sy ny tehinao, ireo no ma hafa-

tahotra ahy. 5Mamelatra latabatra eo anoloako eo imason’ ny

fahavaloko Hianao; manosotra diloilo ny lohako Hia n ao; ny

kapoakako feno dia feno.6Eny tokoa, fahasoavana sy famindrampo no hanaraka ahy

amin’ ny andro rehetra hiainako, dia hitoetra ao an-tranon’ i

Jehovah andro lava aho.

Omena maimaim-poana — tsy azo amidy

www.wmpress.org 3-15 2280 Malagasy WTG

If you are interested in receiving additional Scripture booklets, write tothe publisher in English.

World Missionary Press, Inc.

P.O. Box 120

New Paris, Indiana 46553-0120 U.S.A.

Recommended